Numbers 2:7 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy eo dia ny fokon’i Zebolona. Ny lohan’ny taranak’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manaraka izany dia ny fokon’i Zabolôna. Ny filohan’ny taranak’i Zabolôna dia i Eliaba zanak’i Helona,
Malagasy Bible 1865
Dia vao ny firenen'i Zebolona; ary ny lohan'ny taranak'i Zebolona dia Eliaba, zanak'i Helona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy eo dia ny fokon’i Zebolona. Ny lohan’ny taranak’i Zebolona dia i Eliaba, zanak’i Helona.
malagasy
Dia vao ny firenen'i Zebolona; ary ny lohan'ny taranak'i Zebolona dia Eliaba, zanak'i Helona;