Numbers 2:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tontalin’izay voaisa teo amin’ny tobin’i Joda dia efajato sy enina arivo sy valo alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no ho lohalalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Araka ny lehilahy voaisa dia 186.400 no totalin’ny eo amin’ny tobin’i Jodà, araka ny antokony avy. Ireo no ho lohalalana rehefa hiainga.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny vatan-dehilahy ao anatin’ny tobin’i Joda dia mitontaly 186 400. Ireo no mpialoha lalana ny vahoaka israelita.
Malagasy Bible 1865
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Joda dia efa-jato amby enina arivo sy valo alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no loha-lalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tontalin’izay voaisa teo amin’ny tobin’i Joda dia efajato sy enina arivo sy valo alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no ho lohalalana.
malagasy
Ny tontalin'izay nalamina teo amin'ny tobin'i Joda dia efa-jato amby enina arivo sy valo alina sy iray hetsy, araka ny antokony. Ireo no loha-lalana.