Numbers 20:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo anatrehan’ny fiangonana i Mosesy sy i Arona ka nankeo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana ary niankohoka tamin’ny tany. Dia niseho taminy ny voninahitry NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niala tao amin’ny fiangonana i Môizy sy i Aarôna, nankeo am-baravaran’ny trano lay fihaonana. Nidaboka niankohoka izy ireo, dia niseho taminy ny voninahitr’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Navelan’i Mosesy sy i Aharôna teo ny Israelita fa lasa izy roa lahy nankeo am-baravaran’ny Tranolay fihaonana ka niankohoka tamin’ny tany; ary niseho taminy ny voninahitry ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Dia niala teo anatrehan'ny fiangonana Mosesy sy Arona ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ka niankohoka; dia niseho taminy ny voninahitr'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo anatrehan’ny fiangonana i Mosesy sy i Arona ka nankeo anoloan’ny varavaran’ny tranolay fihaonana* ary niankohoka tamin’ny tany. Dia niseho taminy ny voninahitry NY TOMPO.
malagasy
Dia niala teo anatrehan'ny fiangonana Mosesy sy Arona ho eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana ka niankohoka; dia niseho taminy ny voninahitr'i Jehovah.