Numbers 21:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ny Zanak’Israely ka nitoby tao Obota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niainga ny zanak’i Israely, ka nitoby tao Obôta;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga ny Israelita ka nitoby tao Ôbôta.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nifindra ka nitoby tao Obota.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ny Zanak’Israely ka nitoby tao Obota.
malagasy
[Ny nandehanan'ny Isiraely nanodidina ny tany Edoma sy Moaba, ary ny nandreseny an'i Sihona sy Oga] Ary ny Zanak'Isiraely nifindra ka nitoby tao Obota.