Numbers 21:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niala tao Obota izy dia nitoby tao Ie-Abarima, tany amin’ny tany efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao Obôta izy, dia nitoby tao Jeabarima ao amin’ny efitra mifanandrify amin’i Moaba, ao amin’ny fiposahan’ny masoandro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala teo Ôbôta izy, dia nitoby tao Hije-Habarîma ao amin’ny taniefitra atsinanan’i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin'ny efitra izay mifanolotra amin'i Moaba, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niala tao Obota izy dia nitoby tao Ie-Abarima, tany amin’ny tany efitra izay mifanolotra amin’i Moaba, tandrifin’ny fiposahan’ny masoandro.
malagasy
Ary nony niala tao Obota, izy, dia nitoby tao Ie-abarima, tany amin'ny efitra izay mifanolotra amin'i Moaba, tandrifin'ny fiposahan'ny masoandro.