Numbers 21:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niala tao izy ireo dia nitoby tao amin’ny lohasahan-driaka Zereda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niala tao izy, dia nitoby tao amin’ny lohasahan’i Zareda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala teo izy, dia nitoby teo amoron’ny ranon-driaka Zareda.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao amin'ny lohasahan-driaka Zareda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niala tao izy ireo dia nitoby tao amin’ny lohasahan-driaka Zereda.
malagasy
Ary nony niala tao izy, dia nitoby tao amin'ny lohasahan-driaka Zareda.