Numbers 21:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no ilazana ao amin’ny Bokin’ny Adin’NY TOMPO hoe: I Vaheba any Sofa sy ireo lohasahan-driaka, i Arnona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izany no ilazana ao amin’ny bokin’ny Adin’i Iaveh hoe: «Lasan’i Iaveh i Vaheba mirimorimo fandeha, sy ny ranon-driakan’i Arnôna,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no ilazana ao amin’ny Bokin’ireo adin’ny TOMPO hoe: «...i Vaheba any Sofà sy ny sakeli-dranony; i Arnôna
Malagasy Bible 1865
Koa izany no ilazana eo amin'ny Bokin'ny Adin'i Jehovah hoe: Vaheba any Sofa sy ny lohasahan-driaka Arnona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no ilazana ao amin’ny Bokin’ny Adin’NY TOMPO hoe: I Vaheba any Sofa sy ireo lohasahan-driaka, i Arnona,
malagasy
Koa izany no ilazana eo amin'ny Bokin'ny Adin'i Jehovah hoe: Vaheba any Sofa sy ny lohasahan-driaka Arnona,