Numbers 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny hantsana manamorona ny lohasahan-driaka, izay mivily mankany amin’ny tanin’i Ara ka mipaka any amin’ny sisintanin’i Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny kisolosolon’ny ranon-driaka izay mitsontsorika mankany amin’ny fitoerana Ara, sy mipaka amin’ny Amôreana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
izay ombàn’ny sakeli-dranony ka mitsontsorika mankany Hàra ary manaraka ny sisin-tanin’i Môaba...»
Malagasy Bible 1865
Ary ny tany kisolosolo amin'ny lohasahan-driaka, izay mandroso mankeo amin'ny tanin'i Ara ka mipaka amin'ny fari-tanin'i Moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny hantsana manamorona ny lohasahan-driaka, izay mivily mankany amin’ny tanin’i Ara ka mipaka any amin’ny sisintanin’i Moaba.
malagasy
Ary ny tany kisolosolo amin'ny lohasahan-driaka, izay mandroso mankeo amin'ny tanin'i Ara ka mipaka amin'ny fari-tanin'i Moaba.