Numbers 21:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niala tao izy hankany Bera, dia ilay lava-drano fantsakana nilazan’NY TOMPO tamin’i Mosesy hoe: Angony ny olona fa homeko rano izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy ao, dia nankany Beera izy. Io ilay fantsakana nilazan’i Iaveh tamin’i Môizy hoe: «Angony ny vahoakako ka homeko rano izy ireo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niala teo indray ny Israelita, dia nankany Beèra (na hoe Fantsakana). Teo no nitenenan’ny TOMPO tamin’i Mosesy hoe: –Angony ny vahoaka fa homeko rano.
Malagasy Bible 1865
Ary niala tao izy hankany Bera, dia ilay lavaka fantsakana nilazan'i Jehovah tamin'i Mosesy hoe: Angony ny olona, fa homeko rano izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niala tao izy hankany Bera, dia ilay lava-drano fantsakana nilazan’NY TOMPO tamin’i Mosesy hoe: Angony ny olona fa homeko rano izy.
malagasy
Ary niala tao izy hankany Bera, dia ilay lavaka fantsakana nilazan'i Jehovah tamin'i Mosesy hoe: Angony ny olona, fa homeko rano izy.