Numbers 21:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoady tamin’NY TOMPO ny Israely ka niteny hoe: Raha atolotrao eo an-tananay tokoa io firenena io dia hataonay zavatra voaozona avokoa ny tanànany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoady tamin’i Iaveh i Israely, nanao hoe: «Raha atolotrao eo an-tanako ity firenena ity, dia hovoadiako hatao anatema ny tanànany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nivoady tamin’ny TOMPO ireo Israelita ka nanao hoe: –Raha atolotrao eo an-tananay io firenena io, dia hataonay levona ny tanànany.
Malagasy Bible 1865
Dia nivoady tamin'i Jehovah ny Isiraely ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tananay tokoa ity firenena ity, dia hataonay levona avokoa ny tanànany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoady tamin’NY TOMPO ny Israely ka niteny hoe: Raha atolotrao eo an-tananay tokoa io firenena io dia hataonay zavatra voaozona avokoa ny tanànany.
malagasy
Dia nivoady tamin'i Jehovah ny Isiraely ka nanao hoe: Raha hatolotrao eo an-tananay tokoa ity firenena ity, dia hataonay levona avokoa ny tanànany.