Numbers 21:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nony niala tany Bamota dia nankany amin’ny lohasaha izay ao amin’ny tany Moaba, ao an-tampon’i Pisga, izay manatrika ny tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
avy any Bamôta, dia nankany amin’ny lohasaha izay ao amin’ny sahan’i Moaba, eo an-tampon’i Fasgà, izay manerinerina amin’ny efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary farany, rehefa niala tao Bamôta izy, dia nankany an-dohasaha mamaky ny tanin’i Môaba, ka tafapaka hatrany an-tampon’i Pisgà izay ahatazanana ny taniefitra.
Malagasy Bible 1865
ary nony niala tao Bamota izy, dia nankany an-dohasaha izay ao amin'ny tany Moaba, ao an-tampon'i Pisga, izay manatrika ny efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nony niala tany Bamota dia nankany amin’ny lohasaha izay ao amin’ny tany Moaba, ao an-tampon’i Pisga, izay manatrika ny tany efitra.
malagasy
ary nony niala tao Bamota izy, dia nankany an-dohasaha izay ao amin'ny tany Moaba, ao an-tampon'i Pisga, izay manatrika ny efitra.