Numbers 21:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namely azy tamin’ny lelan-tsabatra ny Israely ka nahazo ny taniny hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, dia hatrany amin’ny taranak’i Amona; fa nisy manda mafy ny sisintanin’ny taranak’i Amona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Israely namely azy tamin’ny lelan-tsabatra, ka nahazo ny taniny hatrany Arnôna ka hatrany Jabaoka, hatreo amin’ny zanak’i Amôna, fa mafy ny faritry ny tanin’ny zanak’i Amôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasian’ny Israelita tamin’ny lelan-tsabatra kosa i Sihôna ka azony ny taniny voafaritr’i Arnôna ao atsimo sy i Jabôka ao avaratra ary ny sisin-tanin’ny Hamônita, dia ilay sisin-tany ao atsinanana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Isiraely namely azy tamin'ny lelan-tsabatra ka nahazo ny taniny hatrany Amona ka hatrany Jaboka, dia hatramin'ny taranak'i Amona; fa mafy ny fari-tanin'ny taranak'i Amona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namely azy tamin’ny lelan-tsabatra ny Israely ka nahazo ny taniny hatrany Arnona ka hatrany Jaboka, dia hatrany amin’ny taranak’i Amona; fa nisy manda mafy ny sisintanin’ny taranak’i Amona.
malagasy
Ary ny Isiraely namely azy tamin'ny lelan-tsabatra ka nahazo ny taniny hatrany Amona ka hatrany Jaboka, dia hatramin'ny taranak'i Amona; fa mafy ny fari-tanin'ny taranak'i Amona.