Numbers 21:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalain’ny Israely ireny tanàna rehetra ireny. Nonenan’ny Israely ny tanànan’ny Amorita rehetra, dia i Hesbona sy ireo vohitra miankina aminy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalain’i Israely avokoa izany tanàna rehetra izany, ka nonenan’i Israely ny tanànan’ny Amôreana rehetra, dia i Hesebona sy ny zana-bohiny rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nalain’ny Israelita avokoa ny tanànan’ny Amôrita ka nonenany hatramin’i Hesbôna sy ny tanàna manodidina azy.
Malagasy Bible 1865
Dia nalain'ny Isiraely izany tanàna rehetra izany; ary nonenany ny tanànan'ny Amorita rehetra, dia Hesbona sy ny zana-bohiny rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalain’ny Israely ireny tanàna rehetra ireny. Nonenan’ny Israely ny tanànan’ny Amorita rehetra, dia i Hesbona sy ireo vohitra miankina aminy rehetra.
malagasy
Dia nalain'ny Isiraely izany tanàna rehetra izany; ary nonenany ny tanànan'ny Amorita rehetra, dia Hesbona sy ny zana-bohiny rehetra.