Numbers 21:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nilazan’ny mpanao oha-teny hoe: Midira ao Hesbona ianareo! Aoka hatsangana indray sy hatao mafy orina ny tanànan’i Sihona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no nanaovan’ny mpanao tononkira hoe: Midira ao Hesebona ianareo. Aoreno indray ka hamafiso ny tanànan’i Sehôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no nanaovan’ny poety hoe: «Mankanesa ao Hesbôna ianareo. Enga anie ho voatsangana indray ary ho voaorina, toy ny teo aloha ilay renivohitr’i Sihôna!
Malagasy Bible 1865
Izany no nanaovan'ny mpanao oha-teny hoe: Midira ao Hesbona ianareo; aoka hamboarina sy hatao mafy ny tanànan'i Sihona;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nilazan’ny mpanao oha-teny hoe: Midira ao Hesbona ianareo! Aoka hatsangana indray sy hatao mafy orina ny tanànan’i Sihona;
malagasy
Izany no nanaovan'ny mpanao oha-teny hoe: Midira ao Hesbona ianareo; aoka hamboarina sy hatao mafy ny tanànan'i Sihona;