Numbers 21:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbona ary lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona ka nandevona an’i Ara-Moaba sy ireo tompon’ny havoana any Arnona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa nisy afo nivoaka avy tao Hesebona, Ary lelafo avy tao an-tanànan’i Sehôna, Ka nandevona an’i Ara-Moaba, Dia ny tampon’ny havoan’i Arnôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbôna, nisy lelafo avy tao an-drenivohitr’i Sihôna ka nandevona an’i Hara-Môaba, sy ireo tompon’ny havoan’i Arnôna.
Malagasy Bible 1865
Fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbona, sy lelafo avy tao an-tanànan'i Sihona, Ka nandevona an'i Aran'i Moaba sy ny tompon'ny havoan'i Arnona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbona ary lelafo avy tao an-tanànan’i Sihona ka nandevona an’i Ara-Moaba sy ireo tompon’ny havoana any Arnona.
malagasy
Fa nisy afo nivoaka avy tao Hesbona, sy lelafo avy tao an-tanànan'i Sihona, Ka nandevona an'i Aran'i Moaba sy ny tompon'ny havoan'i Arnona.