Numbers 21:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary NY TOMPO nihaino ny feon’ny Israely ka natolony azy ny Kananita. Dia nataon’ny Israely ho zavatra voaozona izy ireo sy ny tanànany; koa ny anaran’izany tany izany dia natao hoe Horma na Ozona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nohenoin’i Iaveh ny feon’i Israely, ka natolony ny Kananeanina, dia natao anatema izy ireo, mbamin’ny tanànany. Ary ny anaran’izany fitoerana izany dia natao hoe Hormà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nohenoin’ny TOMPO ny voadin’ny Israelita ka natolony azy ny Kanahanita. Dia nataon’ny Israelita levona izy ireo mbamin’ny tanànany; ary ny anaran’izany toerana izany dia natao hoe Hôrmà.
Malagasy Bible 1865
Ary Jehovah nihaino ny feon'ny Isiraely ka dia natolony azy ny Kananita: ary dia nataon'ny Isiraely levona izy sy ny tanànany; koa ny anaran'izany tany izany dia natao hoe Horma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary NY TOMPO nihaino ny feon’ny Israely ka natolony azy ny Kananita. Dia nataon’ny Israely ho zavatra voaozona izy ireo sy ny tanànany; koa ny anaran’izany tany izany dia natao hoe Horma na Ozona.
malagasy
Ary Jehovah nihaino ny feon'ny Isiraely ka dia natolony azy ny Kananita: ary dia nataon'ny Isiraely levona izy sy ny tanànany; koa ny anaran'izany tany izany dia natao hoe Horma.