Numbers 21:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Notifirintsika tamin’ny zana-tsipìka izy; ringana i Hesbona hatrany Dibona; nolevonintsika izy hatrany Nofa ka hatrany Medeba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nolefasantsika zana-tsipîka izy ireo; Rava i Hesebona hatrany Dibôna, Ary nofoanantsika hatrany Nôfe, Sy norehetantsika hatrany Medabà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa notifirinay zana-tsipîka ny Amôrita. Rava i Hesbôna hatrany Dibôna. Nofoananay avokoa hatrany Nôfà ary hatrany Medebà mihitsy aza.»
Malagasy Bible 1865
Notifirintsika izy; ringana Hesbona hatrany Dibona; nofoanantsika izy hatrany Nofa, izay mipaka an'i Medeba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Notifirintsika tamin’ny zana-tsipìka izy; ringana i Hesbona hatrany Dibona; nolevonintsika izy hatrany Nofa ka hatrany Medeba.
malagasy
Notifirintsika izy; ringana Hesbona hatrany Dibona; nofoanantsika izy hatrany Nofa, izay mipaka an'i Medeba.