Numbers 21:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niverina izy ireo ka niakatra tamin’ny lalana mankany Basana. Dia niainga i Oga, mpanjakan’i Basana, hifanehatra aminy, dia izy sy ny vahoakany rehetra mba hiady tao Edirehy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay izy, dia niova lalana ka niakatra ny lalana mankany Basàna; nivoaka i Oga, mpanjakan’i Basàna, mbamin’ny vahoakany rehetra nitsena azy ireo, mba hiady aminy ao Edraîa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nivily lalana nankany Basàna ireo Israelita. Dia tamy nitsena azy i Hôga, mpanjakan’i Basàna, sy ny tafiny manontolo mba hiady aminy tao Edrehỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary niverina ny olona ka niakatra tamin'ny lalana mankany Basana; dia nivoaka Oga, mpanjakan'i Basana, hihaona aminy, dia izy sy ny vahoakany rehetra, hiady tao Edrehy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niverina izy ireo ka niakatra tamin’ny lalana mankany Basana. Dia niainga i Oga, mpanjakan’i Basana, hifanehatra aminy, dia izy sy ny vahoakany rehetra mba hiady tao Edirehy.
malagasy
Ary niverina ny olona ka niakatra tamin'ny lalana mankany Basana; dia nivoaka Oga, mpanjakan'i Basana, hihaona aminy, dia izy sy ny vahoakany rehetra, hiady tao Edrehy.