Numbers 21:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Manaova menarana varahina ka ahantòny amin’ny hazo lava, ary izay rehetra voakaikitra ka mijery izany dia ho velona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Manaova ianao bibilava mahamay ka apetraho amin’ny tsato-kazo, fa ho velona aina izay rehetra voakaikitra ka mijery izany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny TOMPO taminy: –Manaova bibilava varahina dia ahantony amin’ny hazo lava fa izay rehetra voakaikitra, ka mijery izany, dia ho velona sady afa-doza.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah taminy: Manaova menaran'afo, ka ahantòny amin'ny hazo lava, ary izay rehetra voakaikitra dia ho velona, raha mijery izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Manaova menarana varahina ka ahantòny amin’ny hazo lava, ary izay rehetra voakaikitra ka mijery izany dia ho velona.
malagasy
Ary hoy Jehovah taminy: Manaova menaran'afo, ka ahantòny amin'ny hazo lava, ary izay rehetra voakaikitra dia ho velona, raha mijery izany.