Numbers 22:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niainga indray ny Zanak’Israely ka nitoby tany amin’ireo tany lemaka ngazana tany Moaba, tany andafin’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandroso ny zanak’i Israely ka nitoby tao amin’ny lohasahan’i Moaba, tandrifin’i Jerikao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niainga indray ny Israelita ka nitoby tao amin’ny lemak’i Môaba, teo an-dafy atsinanan’i Jôrdàna tandrifin’i Jerikao.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Zanak'Isiraely nifindra nitoby tao Arbota-moaba, tany an-dafin'i Jordana tandrifin'i Jeriko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niainga indray ny Zanak’Israely ka nitoby tany amin’ireo tany lemaka ngazana tany Moaba, tany andafin’i Jordana, tandrifin’i Jeriko.
malagasy
Ary ny Zanak'Isiraely nifindra nitoby tao Arbota-moaba, tany an-dafin'i Jordana tandrifin'i Jeriko.