Numbers 22:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Balama tamin’Andriamanitra: I Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no nandefa iraka tatỳ amiko ka niteny hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’i Balaama an’Andriamanitra: «I Balàka, zanak’i Sefôra mpanjakan’i Moaba no naniraka an’ireo hilaza amiko hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Balahama tamin’Andriamanitra: –I Balàka zanakalahin’i Tsipôra sy mpanjakan’i Môaba no naniraka olona hiteny amiko hoe:
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Balama tamin'Andriamanitra: Balaka, zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, no efa naniraka tamiko hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Balama tamin’Andriamanitra: I Balaka, zanak’i Zipora, mpanjakan’i Moaba, no nandefa iraka tatỳ amiko ka niteny hoe:
malagasy
Dia hoy Balama tamin'Andriamanitra: Balaka, zanak'i Zipora, mpanjakan'i Moaba, no efa naniraka tamiko hoe: