Numbers 22:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro ny firenena izay nivoaka avy tany Ejipta mandrakotra ny tany rehetra; koa mankanesa atỳ ankehitriny ka ozòny ho ahy izy; angamba haharesy azy aho ka haharoaka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Indro ilay firenena nivoaka avy tany Ejipta fa mandrakotra ny tany, tongava atỳ amiko àry ka hanozona azy ianao; izany angamba no hahazoako mandresy azy sy mandroaka azy.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ilay vahoaka izay niala tany Ejipta dia mandrakotra ny taniko. Koa mba tongava atỳ re ianao, hanozona azy; angamba haharesy azy aho amin’izay ka haharoaka azy.»
Malagasy Bible 1865
Indro ny firenena izay nivoaka avy tany Egypta mandrakotra ny tany rehetra; koa mankanesa atỳ ankehitriny, ka ozòny ho ahy izy; angamba haharesy azy aho ka haharoaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro ny firenena izay nivoaka avy tany Ejipta mandrakotra ny tany rehetra; koa mankanesa atỳ ankehitriny ka ozòny ho ahy izy; angamba haharesy azy aho ka haharoaka azy.
malagasy
Indro ny firenena izay nivoaka avy tany Egypta mandrakotra ny tany rehetra; koa mankanesa atỳ ankehitriny, ka ozòny ho ahy izy; angamba haharesy azy aho ka haharoaka azy.