Numbers 22:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Andriamanitra tamin’i Balama: Aza mandeha miaraka aminy na manozona izany firenena izany fa voatahy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Andriamanitra tamin’i Balaama: «Aza mandeha miaraka amin’ireo, ary aza manozona izany vahoaka izany, fa nohasoavina izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Andriamanitra tamin’i Balahama: –Tsy handeha hiaraka aminy ianao ary tsy hanozona koa io vahoaka izay efa notahîko io.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Andriamanitra tamin'i Balama: Aza mandeha miaraka aminy, na manozona izany firenena izany, fa voatahy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Andriamanitra tamin’i Balama: Aza mandeha miaraka aminy na manozona izany firenena izany fa voatahy izy.
malagasy
Ary hoy Andriamanitra tamin'i Balama: Aza mandeha miaraka aminy, na manozona izany firenena izany, fa voatahy izy.