Numbers 22:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ireo andriandahin’i Moaba ka tonga tany amin’i Balaka ary nilaza hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay i Balama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana tamin’izay ireto andriandahin’i Moaba, ka lasa niverina tany amin’i Balàka, sy nilaza taminy hoe: «Nandà i Balaama ka tsy nety nandeha niaraka taminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ireo olo-manan-kajan’i Môaba niverina tany amin’i Balàka, ka nilaza taminy hoe: «Tsy nety niaraka taminay i Balahama.»
Malagasy Bible 1865
Ary niainga ireo andriandahin'i Moaba, dia tonga tany amin i Balaka ka nanao hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay Balama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ireo andriandahin’i Moaba ka tonga tany amin’i Balaka ary nilaza hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay i Balama.
malagasy
Ary niainga ireo andriandahin'i Moaba, dia tonga tany amin i Balaka ka nanao hoe: Tsy nety nandeha niaraka taminay Balama.