Numbers 22:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbola naniraka andriandahy maro sady malaza noho ny teo i Balaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa naniraka andriandahy sady maro no ambony noho ny teo indray i Balàka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa mbola nandefa olo-manan-kaja hafa maro kokoa sady malaza noho ny teo aloha i Balàka.
Malagasy Bible 1865
Ary Balaka naniraka andriandahy maro sady malaza noho ny teo indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbola naniraka andriandahy maro sady malaza noho ny teo i Balaka.
malagasy
Ary Balaka naniraka andriandahy maro sady malaza noho ny teo indray.