Numbers 22:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga tao amin’i Balama ireny ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’i Balaka, zanak’i Zipora: Aoka mba tsy ho azon-tsampona ny hankanesanao atỳ amiko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nony tonga tany amin’i Balaama ireo, dia nanao taminy hoe: «Izao no tenin’i Balàka zanak’i Sefôra: Mihanta aminao re aho, mba tsy hisy hahasakana anao tsy hankatỳ amiko,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tany amin’i Balahama ireo, dia nanao taminy hoe: –Izao no lazain’i Balàka, zanakalahin’i Tsipôra: «Aoka re mba tsy holavinao ny hankanesanao atỳ amiko e!
Malagasy Bible 1865
Dia tonga tao amin'i Balama ireny ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Balaka, zanak'i Zipora: Aoka mba tsy ho azon-tsampona ny hankanesanao atỳ amiko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga tao amin’i Balama ireny ka niteny taminy hoe: Izao no lazain’i Balaka, zanak’i Zipora: Aoka mba tsy ho azon-tsampona ny hankanesanao atỳ amiko;
malagasy
Dia tonga tao amin'i Balama ireny ka nanao taminy hoe: Izao no lazain'i Balaka, zanak'i Zipora: Aoka mba tsy ho azon-tsampona ny hankanesanao atỳ amiko;