Numbers 22:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa hanome anao voninahitra lehibe indrindra aho ary izay rehetra holazainao amiko dia hataoko avokoa; koa miangavy anao, mankanesa atỳ ka ozòny io firenena io!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa homeko voninahitra lehibe indrindra ianao, ary hotanterahiko avokoa izay rehetra holazainao amiko. Koa mihanta aminao re aho, tongava atỳ amiko, ozòny io vahoaka io.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hitafotafo mihitsy ny voninahitra izay homeko anao, ary hataoko avokoa izay holazainao amiko rehetra. Koa mba tongava atỳ re ianao hanozona io vahoaka io.»
Malagasy Bible 1865
fa hanome anao voninahitra lehibe indrindra aho, ary izay rehetra holazainao amiko dia hataoko avokoa; koa masìna ianao, mankanesa atỳ, ozòny ho ahy ity firenena ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa hanome anao voninahitra lehibe indrindra aho ary izay rehetra holazainao amiko dia hataoko avokoa; koa miangavy anao, mankanesa atỳ ka ozòny io firenena io!
malagasy
fa hanome anao voninahitra lehibe indrindra aho, ary izay rehetra holazainao amiko dia hataoko avokoa; koa masìna ianao, mankanesa atỳ, ozòny ho ahy ity firenena ity.