Numbers 22:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa, na dia izany aza, mitoera atỳ ihany koa ianareo anio alina mba ho fantatro izay mbola holazain’NY TOMPO amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny, mihanta aminareo aho mba hijanona atỳ indray koa ianareo anio alina, hahafantarako izay holazain’i Iaveh amiko indray.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa mijanòna ihany atỳ anio alina, hahafantarako sao mbola misy holazain’ny Tompo amiko.
Malagasy Bible 1865
Nefa, na dia izany aza, mitoera atỳ ihany koa ianareo anio alina, mba ho fantatro izay mbola holazain'i Jehovah amiko koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa, na dia izany aza, mitoera atỳ ihany koa ianareo anio alina mba ho fantatro izay mbola holazain’NY TOMPO amiko.
malagasy
Nefa, na dia izany aza, mitoera atỳ ihany koa ianareo anio alina, mba ho fantatro izay mbola holazain'i Jehovah amiko koa.