Numbers 22:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nifoha maraina i Balama ka nanisy lasely ny borikiny, ary nandeha niaraka tamin’ireo andriandahin’i Moaba.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nifoha i Balaama nony maraina, nanisy lasely ny ampondravaviny ka nandeha niaraka tamin’ny andriandahin’i Moaba.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso maraina dia nanisy lasely ny borikivaviny i Balahama ka niainga niaraka tamin’ireo olo-manan-kajan’i Môaba.
Malagasy Bible 1865
Dia nifoha maraina koa Balama ka nanisy lasely ny borikiny, dia nandeha niaraka tamin'ireo andriandahin'i Moaba.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nifoha maraina i Balama ka nanisy lasely ny borikiny, ary nandeha niaraka tamin’ireo andriandahin’i Moaba.
malagasy
Dia nifoha maraina koa Balama ka nanisy lasely ny borikiny, dia nandeha niaraka tamin'ireo andriandahin'i Moaba.
Recommended Reading