Numbers 22:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ilay Anjelin’NY TOMPO nijanona tao amin’ny lalan-tery teo anelanelan’ny tanim-boaloboka; nisy fefy teo an-daniny roa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay ilay Anjelin’i Iaveh, dia nibahana teo an-dalana an-kandemponana anankiray, tanelanelan’ny tanimboaloboka, voafefy eo an-daniny roa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ilay anjelin’ny TOMPO nijanona indray teo amin’ny lempona iray teo anelanelan’ny tanimboaloboka voafefy andaniny roa.
Malagasy Bible 1865
Ary Ilay Anjelin'i Jehovah nijanona teo an-kandemponana tanelanelan'ny tanim-boaloboka, izay nisy fefy teo an-daniny roa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ilay Anjelin’NY TOMPO nijanona tao amin’ny lalan-tery teo anelanelan’ny tanim-boaloboka; nisy fefy teo an-daniny roa.
malagasy
Ary Ilay Anjelin'i Jehovah nijanona teo an-kandemponana tanelanelan'ny tanim-boaloboka, izay nisy fefy teo an-daniny roa.