Numbers 22:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita ilay Anjelin’NY TOMPO ny boriky dia niampify teo amin’ny rindrina ka nanery ny tongotr’i Balama tamin’ny rindrina. Dia nikapoka azy indray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita ilay Anjelin’i Iaveh ilay ampondra dia nitampisaka nanaraka ny rindrina, ka voatery tamin’ny rindrina ny tongotr’i Balaama, dia nikapoka azy indray izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita ilay anjelin’ny TOMPO ity boriky dia nitampify teo amin’ny rindrina ka nanery ny tongotr’i Balahama teo. Dia nikapoka azy indray izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny boriky nahita Ilay Anjelin'i Jehovah, dia niampify teo amin'ny fefy ka nanery ny tongotr'i Balama tamin'ny fefy; dia nikapoka azy indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita ilay Anjelin’NY TOMPO ny boriky dia niampify teo amin’ny rindrina ka nanery ny tongotr’i Balama tamin’ny rindrina. Dia nikapoka azy indray izy.
malagasy
Ary ny boriky nahita Ilay Anjelin'i Jehovah, dia niampify teo amin'ny fefy ka nanery ny tongotr'i Balama tamin'ny fefy; dia nikapoka azy indray izy.