Numbers 22:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia mbola nandroso ilay Anjelin’NY TOMPO ka nijanona teo amin’ny toerana ety, izay tsy nisy hiviliana, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandroso lavidavitra kokoa ny Anjelin’i Iaveh nijanona tamin’ny toerana ety anankiray, izay tsy misy idifiana akory, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola nihoatra azy ireo fanindroany ilay anjelin’ny TOMPO ka nijanona teo amin’ny lalan-tery tsy ahafahana mivily na miankavanana na miankavia.
Malagasy Bible 1865
Ary mbola nandroso Ilay Anjelin'i Jehovah ka nijanona teo amin'ny fitoerana èty, izay tsy nisy lalana hiviliana, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia mbola nandroso ilay Anjelin’NY TOMPO ka nijanona teo amin’ny toerana ety, izay tsy nisy hiviliana, na ho amin’ny ankavanana na ho amin’ny ankavia.
malagasy
Ary mbola nandroso Ilay Anjelin'i Jehovah ka nijanona teo amin'ny fitoerana èty, izay tsy nisy lalana hiviliana, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia.