Numbers 22:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita ilay Anjelin’NY TOMPO ny boriky ka nandry teo ambanin’i Balama. Dia nirehitra ny fahatezeran’i Balama ka nikapoka ny boriky tamin’ny tehina izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita ilay Anjelin’i Iaveh ity ampondra, dia nandry teo ambanin’i Balaama; ary nirehitra ny fahatezeran’i Balaama, ka nokapohiny tamin’ny tehina ny ampondra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nahita ilay anjelin’ny TOMPO ity boriky, dia nandry teo ambanin’i Balahama. Vinitra aok’izany i Balahama ka nikapoka ny boriky tamin’ny tehina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny boriky nahita ilay Anjelin'i Jehovah, dia nandry teo ambanin'i Balama; ary nirehitra ny fahatezeran'i Balama ka nikapoka ny boriky tamin'ny tehina izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita ilay Anjelin’NY TOMPO ny boriky ka nandry teo ambanin’i Balama. Dia nirehitra ny fahatezeran’i Balama ka nikapoka ny boriky tamin’ny tehina izy.
malagasy
Ary ny boriky nahita ilay Anjelin'i Jehovah, dia nandry teo ambanin'i Balama; ary nirehitra ny fahatezeran'i Balama ka nikapoka ny boriky tamin'ny tehina izy.