Numbers 22:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nosokafan’NY TOMPO ny vavan’ny boriky ka hoy ny boriky tamin’i Balama: Inona no nataoko taminao no dia nokapohinao fanintelony aho izao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosokafan’i Iaveh ny vavan’ity ampondra ka nilaza tamin’i Balaama hoe: «Naninona anao aho no dia nokapohinao intelo izao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nampitenenin’ny TOMPO ilay boriky ka nilaza tamin’i Balahama hoe: –Fa inona loatra no nataoko taminao no dia nokapohinao intelo aho?
Malagasy Bible 1865
Dia nosokafan'i Jehovah ny vavan'ny boriky, ka hoy ny boriky tamin'i Balama: Inona no nataoko taminao no dia nokapohinao intelo aho izao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nosokafan’NY TOMPO ny vavan’ny boriky ka hoy ny boriky tamin’i Balama: Inona no nataoko taminao no dia nokapohinao fanintelony aho izao?
malagasy
Dia nosokafan'i Jehovah ny vavan'ny boriky, ka hoy ny boriky tamin'i Balama: Inona no nataoko taminao no dia nokapohinao intelo aho izao?