Numbers 22:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Balama tamin’ny boriky: Satria namazivazy ahy ianao! Raha izao no nisy sabatra tetỳ an-tanako dia matiko mihitsy ianao ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny navalin’i Balaama tamin’ny ampondra: «Satria namazivazy ahy ianao, ka raha nisy sabatra tetỳ an-tanako dia matiko ankehitriny izao ihany ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny navalin’i Balahama azy: –Satria namazivazy ahy ianao; fa raha nisy sabatra tetỳ amiko, dia efa novonoiko ho faty teo no ho eo ihany ianao!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Balama tamin'ny boriky: Satria namazivazy ahy ianao; enga anie ka misy sabatra etỳ an-tanako, dia matiko mihitsy ianao ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Balama tamin’ny boriky: Satria namazivazy ahy ianao! Raha izao no nisy sabatra tetỳ an-tanako dia matiko mihitsy ianao ankehitriny.
malagasy
Dia hoy Balama tamin'ny boriky: Satria namazivazy ahy ianao; enga anie ka misy sabatra etỳ an-tanako, dia matiko mihitsy ianao ankehitriny.