Numbers 22:3 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiki-tahotra indrindra ny Moabita teo anatrehan’ny olona satria maro be izy; ary nangorohoro ny Moabita noho ny Zanak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsiravina indrindra i Moaba teo anatrehan’ity vahoaka ity, fa maro be; nangorohoro fatratra izy teo anatrehan’ny zanak’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Dia raiki-tahotra indrindra ny Moabita noho ny hamaroan'ny olona; ary nangorohoro ny Moabita noho ny Zanak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiki-tahotra indrindra ny Moabita teo anatrehan’ny olona satria maro be izy; ary nangorohoro ny Moabita noho ny Zanak’Israely.
malagasy
Dia raiki-tahotra indrindra ny Moabita noho ny hamaroan'ny olona; ary nangorohoro ny Moabita noho ny Zanak'Isiraely.