Numbers 22:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny boriky tamin’i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka androany? Moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny ampondra tamin’i Balaama: «Moa tsy ampondranao va aho, ka efa notaingenanao mandrakariva hatramin’izao? Moa mba fanaoko va ny manao toy izao aminao?» Dia hoy ny navaliny: «Tsia»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ilay boriky tamin’i Balahama: –Boriky fitainginao hatramin’izay nanananao ahy aho, ka mba fanaoko ve ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy hoe: –Tsy fanaonao izany!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny boriky tamin'i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka androany? Moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny boriky tamin’i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka androany? Moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia!
malagasy
Ary hoy ny boriky tamin'i Balama: Tsy borikinao va aho, izay nitaingenanao hatrizay nanananao ahy ka mandraka androany? Moa efa fanaoko va ny manao toy izao aminao? Dia hoy izy: Tsia.