Numbers 22:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahita Ahy ny boriky dia nidify Ahy intelo; raha tsy nidify Ahy izy dia ianao mihitsy no nataoko maty, fa izy kosa dia ho novelomiko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nahita ahy ny ampondra, ka nitanila teo anatrehako intelo izao; raha tsy nitanila teo anatrehako izy, dia ianao no nataoko maty, fa izy navelako ho velona aina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahita ahy ny boriky ka intelo nivily ahy. Fa raha toa ka tsy nivily ahy izy, dia ianao no ho novonoiko ho faty teo no ho eo, fa izy kosa notsimbiniko ny ainy.
Malagasy Bible 1865
Koa nahita Ahy ny boriky ka nivily Ahy intelo izao; raha tsy nivily Ahy izy, dia ianao no nataoko maty mihitsy toy izay, fa izy kosa no novelomiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahita Ahy ny boriky dia nidify Ahy intelo; raha tsy nidify Ahy izy dia ianao mihitsy no nataoko maty, fa izy kosa dia ho novelomiko!
malagasy
Koa nahita Ahy ny boriky ka nivily Ahy intelo izao; raha tsy nivily Ahy izy, dia ianao no nataoko maty mihitsy toy izay, fa izy kosa no novelomiko.