Numbers 22:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Balama tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Efa nanota aho satria tsy fantatro fa Ianao no nijoro nisakana ahy teo an-dalana; koa ankehitriny, raha tsy sitrakao izao diako izao, dia hiverina aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Balaama tamin’ny Anjelin’i Iaveh: «Efa nanota aho, fa tsy fantatro hoe teo anoloako ianao, ary ankehitriny raha tsy sitrakao izao, dia hody aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Balahama tamin’ilay anjelin’ny TOMPO: –Nanota aho satria tsy nahafantatra fa ianao no nisakan-dalana ahy. Koa ankehitriny raha tsy tianao ny hankanesako any, dia hiverina hody aho.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Balama tamin'Ilay Anjelin'i Jehovah: Efa nanota aho; fa tsy fantatro fa Hianao no nijanona nisakana ahy teo an-dalana; koa ankehitriny, raha tsy sitrakao izany, dia hiverina aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Balama tamin’ilay Anjelin’NY TOMPO: Efa nanota aho satria tsy fantatro fa Ianao no nijoro nisakana ahy teo an-dalana; koa ankehitriny, raha tsy sitrakao izao diako izao, dia hiverina aho!
malagasy
Dia hoy Balama tamin'Ilay Anjelin'i Jehovah: Efa nanota aho; fa tsy fantatro fa Hianao no nijanona nisakana ahy teo an-dalana; koa ankehitriny, raha tsy sitrakao izany, dia hiverina aho.