Numbers 22:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa ilay Anjelin’NY TOMPO tamin’i Balama: Mandehana ihany miaraka amin’ireo lehilahy ireo, kanefa ny teny izay holazaiko aminao ihany no holazainao. Dia nandeha i Balama niaraka tamin’ireo andriandahin’i Balaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy ny Anjelin’i Iaveh tamin’i Balaama: «Mandehana ihany miaraka amin’ireo lehilahy ireo, nefa aza milaza zavatra hafa afa-tsy izay holazaiko aminao.» Dia nandeha i Balaama, niaraka tamin’ny andriandahin’i Balàka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’ilay anjelin’ny TOMPO azy: –Tsia! Mandehana ihany miaraka amin’ireo olona ireo, saingy izay teny asaiko lazainao ihany no holazainao. Dia nanohy ny diany niaraka tamin’ireo irak’i Balàka i Balahama.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Ilay Anjelin'i Jehovah tamin'i Balama: Mandehana ihany miaraka amin'ireo lehilahy ireo, kanefa ny teny izay holazaiko aminao ihany no holazainao. Dia nandeha Balama niaraka tamin'ireo andriandahin'i Balaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy anefa ilay Anjelin’NY TOMPO tamin’i Balama: Mandehana ihany miaraka amin’ireo lehilahy ireo, kanefa ny teny izay holazaiko aminao ihany no holazainao. Dia nandeha i Balama niaraka tamin’ireo andriandahin’i Balaka.
malagasy