Numbers 22:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Balaka fa tonga i Balama dia niainga izy mba hitsena azy teo amin’ilay tanànan’i Moaba, teo amoron’i Arnona izay mamaritra ny sisintaniny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’i Balàka fa tamy i Balaama, dia nivoaka izy hitsena azy hatrany amin’ny tanàna Moaba eo amin’ny faritra Arnôna, any amin’ny sisin-tany indrindra. Hoy i Balàka tamin’i Balaama:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa ren’i Balàka fa tamy i Balahama, dia lasa izy nitsena azy tany Hiry-Môaba izay tanàna teo amin’ny sisin-tany voafaritr’i Arnôna.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'i Balaka fa tonga Balama, dia nivoaka izy mba hitsena azy teo amin'ny Tanànan'i Moaba, teo amin'ny fari-tanin'i Arnona, izay eo amin'ny sisin'ny fari-tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Balaka fa tonga i Balama dia niainga izy mba hitsena azy teo amin’ilay tanànan’i Moaba, teo amoron’i Arnona izay mamaritra ny sisintaniny.
malagasy
Ary nony ren'i Balaka fa tonga Balama, dia nivoaka izy mba hitsena azy teo amin'ny Tanànan'i Moaba, teo amin'ny fari-tanin'i Arnona, izay eo amin'ny sisin'ny fari-tany.