Numbers 22:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Balaka tamin’i Balama: Tsy efa nandefa iraka tany aminao nampaka anao tokoa va aho? Koa nahoana no tsy nankaty amiko ianao? Tena tsy haiko tokoa va ny hanome voninahitra anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Moa tsy efa naniraka tany aminao va aho, nampaka anao? Nahoana no dia tsy nankatỳ amiko ianao? Sa dia tsy hahay manome voninahitra anao marina tokoa aho?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Balàka taminy: –Nahoana no tsy tonga ianao tamin’ireo iraka voalohany izay nalefako? Sao dia heverinao tsy ho haiko ny hanome voninahitra anao!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Balaka tamin'i Balama: Tsy naniraka dia naniraka tany aminao va aho nampaka anao;? Ka nahoana no tsy nankaty amiko ianao? tsy haiko tokoa va ny hanome voninahitra anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Balaka tamin’i Balama: Tsy efa nandefa iraka tany aminao nampaka anao tokoa va aho? Koa nahoana no tsy nankaty amiko ianao? Tena tsy haiko tokoa va ny hanome voninahitra anao?
malagasy
Ary hoy Balaka tamin'i Balama: Tsy naniraka dia naniraka tany aminao va aho nampaka anao;? Ka nahoana no tsy nankaty amiko ianao? tsy haiko tokoa va ny hanome voninahitra anao?