Numbers 22:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Balama tamin’i Balaka: Inty aho tonga eto aminao ankehitriny; kanefa moa mahazo milaza na inona na inona va aho? Ny teny izay hataon’Andriamanitra ato am-bavako, dia izany ihany no holazaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Balaama tamin’i Balàka: «Indro aho mankatỳ aminao; fa ankehitriny moa ho afa-milaza na inona na inona va aho? Ny teny hataon’Andriamanitra ao am-bavako no holazaiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Balahàma tamin’i Balàka: –Indro aho efa tonga eto aminao ankehitriny. Nefa inona moa no azoko lazaina aminao afa-tsy izay teny hataon’Andriamanitra ao am-bavako ihany?
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Inty aho tonga eto aminao ankehitriny; kanefa mahazo milaza teny akory va aho? ny teny izay hataon'Andriamanitra ao am-bavako, dia izany no holazaiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Dia hoy Balama tamin'i Balaka: Inty aho tonga eto aminao ankehitriny; kanefa mahazo milaza teny akory va aho? ny teny izay hataon'Andriamanitra ao am-bavako, dia izany no holazaiko.