Numbers 22:4 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy tamin’ny loholon’ny Midianita: Ankehitriny dia hiraoka izay rehetra manodidina antsika ireto vahoaka be ireto, tahaka ny firaokan’ny omby ny zava-maitso any an-tsaha. I Balaka zanak’i Zipora moa no mpanjakan’i Moaba tamin’izany fotoana izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Moaba tamin’ny loholon’i Madiàna: «Holevonin’ity vahoaka be ity, toy ny fandevon’ny omby ny zava-maitso any an-tsaha, izay rehetra manodidina antsika.» I Balàka, zanak’i Sefôra no mpanjakan’i Moaba tamin’izay.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy tamin'ny loholon'ny Midianita: Ankehitriny dia hiraoka izay rehetra manodidina antsika ireto vahoaka be ireto tahaka ny firaokan'ny omby ny zava-maitso any an-tsaha. Ary Balaka, zanak'i Zipora, no mpanjakan'i Moaba tamin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy tamin’ny loholon’ny Midianita: Ankehitriny dia hiraoka izay rehetra manodidina antsika ireto vahoaka be ireto, tahaka ny firaokan’ny omby ny zava-maitso any an-tsaha. I Balaka zanak’i Zipora moa no mpanjakan’i Moaba tamin’izany fotoana izany.
malagasy