Numbers 22:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namono omby sy ondry aman’osy i Balaka ka nisy nampanateriny ho an’i Balama sy ireo andriandahy izay teo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namono ondry aman’ondry hatao sorona i Balàka, ka nampanateriny ho an’i Balaama sy ireo andriandahy teo aminy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namono omby aman’ondry hatao sorona i Balàka, ka nampanaterany ho an’i Balahama sy ireo olo-manan-kaja niaraka taminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Balaka namono omby sy ondry aman'osy hatao fanatitra ka nampanatitra ho an'i Balama sy ny andriandahy izay teo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namono omby sy ondry aman’osy i Balaka ka nisy nampanateriny ho an’i Balama sy ireo andriandahy izay teo aminy.
malagasy
Ary Balaka namono omby sy ondry aman'osy hatao fanatitra ka nampanatitra ho an'i Balama sy ny andriandahy izay teo aminy.[Ny oha-teny nataon'i Balama] Ary nony maraina Balama dia nalain'i Balaka ka nentiny niakatra ho ao Bamota-bala, ka dia tazany tao ny olona hatramin'ny sisin'ny tobiny.