Numbers 22:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina dia nalain’i Balaka i Balama ka noentiny niakatra ho ao Bamota-Baala, ary tazany avy teo ny tapany amin’ny toby.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony maraina, nalain’i Balàka i Balaama, ka nentiny niakatra ho ao Bamôta-Baala, izay nahatazanan’i Balaama ny vodilalan’ny vahoaka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony maraina dia nalain’i Balàka i Balahama ka nentiny niakatra ho ao Bamôta-Bahala izay nahatazanana ampahan’ny vahoaka israelita.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina Balama dia nalain'i Balaka ka nentiny niakatra ho ao Bamota-bala, ka dia tazany tao ny olona hatramin'ny sisin'ny tobiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina dia nalain’i Balaka i Balama ka noentiny niakatra ho ao Bamota-Baala, ary tazany avy teo ny tapany amin’ny toby.
malagasy
[Ny oha-teny nataon'i Balama] Ary nony maraina Balama dia nalain'i Balaka ka nentiny niakatra ho ao Bamota-bala, ka dia tazany tao ny olona hatramin'ny sisin'ny tobiny.