Numbers 22:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandeha ireo loholon’ny Moabita sy ireo loholon’ny Midianita nitondra ny saran’ny fanaovana sikidy teny an-tanany. Dia nankany amin’i Balama izy ireo ka nilaza taminy ny tenin’i Balaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niainga ny loholon’i Moaba sy ny loholon’i Madiàna, nataony an-tanana ny tambin’ilay mpanandro. Nony tonga tany amin’i Balaama izy ireo, dia nambarany azy ny tenin’i Balàka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa ireo loholona môabita sy midianita nitondra izay hanakaramana ilay mpanao fankatoavana. Rehefa tonga tany amin’i Balahama ireo, dia nilaza ny tenin’i Balàka.
Malagasy Bible 1865
Dia nandeha ny loholon'ny Moabita sy ny loholon'ny Midianita nitondra ny saran'ny fankatovana teny an-tànany; dia nankany amin'i Balama izy ka nilaza taminy izay tenin'i Balaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandeha ireo loholon’ny Moabita sy ireo loholon’ny Midianita nitondra ny saran’ny fanaovana sikidy teny an-tanany. Dia nankany amin’i Balama izy ireo ka nilaza taminy ny tenin’i Balaka.
malagasy
Dia nandeha ny loholon'ny Moabita sy ny loholon'ny Midianita nitondra ny saran'ny fankatovana teny an-tànany; dia nankany amin'i Balama izy ka nilaza taminy izay tenin'i Balaka.