Numbers 22:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Andriamanitra nankao amin’i Balama ka niteny hoe: Iza moa ireo lehilahy ato aminao ireo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga tamin’i Balaama Andriamanitra ka nanao hoe: «Iza moa ireto olona ato aminao ireto?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nankao amin’i Balahama kosa Andriamanitra ka nanontany azy hoe: –Iza moa ireo lehilahy tonga ato aminao ireo?
Malagasy Bible 1865
Ary Andriamanitra nankao amin'i Balama ka nanao hoe: Iza moa ireo lehilahy ato aminao ireo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Andriamanitra nankao amin’i Balama ka niteny hoe: Iza moa ireo lehilahy ato aminao ireo?
malagasy
Ary Andriamanitra nankao amin'i Balama ka nanao hoe: Iza moa ireo lehilahy ato aminao ireo?