Numbers 23:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no mahaisa ny vovok’i Jakoba na ny isan’ny ampahefatry ny Israely akory? Aoka ho tahaka ny fahafatesan’ny olo-marina ny fahafatesako ary aoka ny hiafarako ho tahaka ny azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no mahisa ny vovok’i Jakôba, Na mahisa ny ampahefatr’i Israely? Enga anie ka ho toy ny fahafatin’ny olo-marina ny fahafatiko, Ary hanahaka ny fiafaràny ny fiafaràko!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zovy no mahisa ny taranak’i Jakôba izay marobe tahaka ny vovotany na mahisa ny ampahefatry ny Israelita? Enga anie ny fahafatesako ho toy ny fahafatesan’ireo olo-marina ireo, ary enga anie ny fiafaràko ho toy ny fiafaràn’ny vahoaka israelita!»
Malagasy Bible 1865
Iza no mahisa ny vovok'i Jakoba, na ny isan'ny ampahefatry ny Isiraely? Aoka ho tahaka ny fahafatesan'ny olo-marina ny fahafatesako, ary aoka ny hiafarako ho tahaka ny azy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no mahaisa ny vovok’i Jakoba na ny isan’ny ampahefatry ny Israely akory? Aoka ho tahaka ny fahafatesan’ny olo-marina ny fahafatesako ary aoka ny hiafarako ho tahaka ny azy!
malagasy
Iza no mahisa ny vovok'i Jakoba, na ny isan'ny ampahefatry ny Isiraely? Aoka ho tahaka ny fahafatesan'ny olo-marina ny fahafatesako, ary aoka ny hiafarako ho tahaka ny azy!