Numbers 23:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia namaly izy hoe: Tsy izay napetraky NY TOMPO tao am-bavako va no hotandremako ka tsy maintsy holazaiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navaliny nanao hoe: «Moa tsy tokony hotandremako va ny hilaza izay ataon’i Iaveh ato am-bavako?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Balahama hoe: –Moa tsy ny hilaza izay teny nataon’ny TOMPO tao am-bavako ihany ve no andraikitro.
Malagasy Bible 1865
Dia namaly izy ka nanao hoe: Tsy hotandremako va ny hilaza izay ataon'i Jehovah eto am-bavako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia namaly izy hoe: Tsy izay napetraky NY TOMPO tao am-bavako va no hotandremako ka tsy maintsy holazaiko?
malagasy
Dia namaly izy ka nanao hoe: Tsy hotandremako va ny hilaza izay ataon'i Jehovah eto am-bavako?